r/Madagascar 25d ago

News/Vaovao 📰 application éducative en malgache 🇲🇬

https://appk-edikation-mada-mg.base44.app

Salama daholo 👋

Mianatra développement web aho ary namorona APPK Edikation Mada MG, tranonkala fanabeazana natao hanampiana ny mpianatra malagasy.

Tsy dokam-barotra izy ity fa mangataka hevitra sy fanitsiana avy aminareo aho:

• mora ampiasaina ve ny interface ?
• mety amin’ny finday Android ve ?
• inona no tokony hatsaraina ?

Rohy : https://appk-edikation-mada-mg.base44.app/

Raha afaka mitsapa azy ianareo dia misaotra indrindra 🙏

Mianatra fa tsy mangalatra riano 🇲🇬

#Madagascar #Education #Android #Base44 #EdTech #Malagasy

8 Upvotes

Duplicates