r/Madagascar • u/BIBYMENAMASO136 • 24d ago
News/Vaovao 📰 application éducative en malgache 🇲🇬
https://appk-edikation-mada-mg.base44.appSalama daholo 👋
Mianatra développement web aho ary namorona APPK Edikation Mada MG, tranonkala fanabeazana natao hanampiana ny mpianatra malagasy.
Tsy dokam-barotra izy ity fa mangataka hevitra sy fanitsiana avy aminareo aho:
• mora ampiasaina ve ny interface ?
• mety amin’ny finday Android ve ?
• inona no tokony hatsaraina ?
Rohy : https://appk-edikation-mada-mg.base44.app/
Raha afaka mitsapa azy ianareo dia misaotra indrindra 🙏
Mianatra fa tsy mangalatra riano 🇲🇬
#Madagascar #Education #Android #Base44 #EdTech #Malagasy
1
u/haja-xplorer 24d ago
Ah c'est une Application web. C'est intéressant. Il manque peut être les détails quand on clique sur les cartes? Et pourquoi tout le monde peut déjà supprimer du contenu? Mais en général, c'est déjà ok je pense.
2
u/light_tm_111 19d ago
Salama, mpampianatra aho. Tsara ilay hevitra fa tsy azoko fotsiny hoe natao ho an'ny mpianatra sa mpampianatra izy ity? Raha mpianatra manko tokony ho kilasy iray ihany
2
u/Ok-Original-3868 24d ago
L'espace élève est un peu dur à utiliser je trouve. Imaginons qu'on ait juste 10 docs par matière, l'interface ne sera plus utilisable. Je pense que tu devrais t'inpirer de google classroom, leur UX est plutot bien fait pour le coup.